Teny iditra voditronga
Singan-teny vody ; tronga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny tapany ambany amin' ny tahon' ny hazo izay tafajanona ao anaty tany rehefa notapahina ilay hazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ vody tronga ] The stump of a tree used as fuel [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ vody tronga ] Les souches des arbres coupés [1.3]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30