Teny iditra voatsindry (tsindry)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on a pressé, à quoi on a ajouté, qu'on a aidé [1.3]
Ohatra niondanany ny tànany ka voatsindrin' ny lohany mafy ary nilentika tamin' ny hatotànany ny lohatànan-kapaoty matevina, hany ka dilatra tery ny hatotànany fa efa ela no voatsindry tao. [2.587]
Tovy hevitra tsinindry
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20