Teny iditra | voatomboka (tomboka) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pioché, tatoué, scellé, commencé [1.3] | |
Ohatra | Tsy misy efa voatomboka hatrany an-kibon-dreniny hoe tsy hahay na inona na inona mandra-pahafatiny!
[2.285] | |
Tovy hevitra | tinomboka | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26 |