Teny iditra | 1 voatavomenaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haizavamaniry: anana |
Fanazavàna teny malagasy | 4 Karazana voatavoarivolahy fana fitoera-menaka [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 5 (de voatavo : courge calebasse et menaka : graisse). Variétés à petits fruits et à épicarpe solide de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae) dans lesquels on conservait la graisse ou l'huile, matières considérées comme particulièrement précieuses. [Merina] [1.196]6 [Betsileo] |
Singan-teny | 7 voatavo, menaka |
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny voatavomenaka io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17 |