Teny iditra voatavobozaka
Singan-teny voatavo ; bozaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-boatavo lehibe fihinana, tsara tsiro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] (de voatavo : courge-calebasse et bozaka : herbe sèche, allusion à quelque chose de très commun). Variété commune de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae). Ses fruits à l'état jeune ont une chair mangeable. [1.196]
Anarana siantifika Lagenaria siceraria
Ohatra Ary itony voatovo maramara no natao hoe voatavom-bazaha, dia vao nanampy ny voatavobozaka sy ny voatavoatodiakoho; [1.437]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17