Entrée voarointsaka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Karazana voaroy fihinana (Rubis rosoe folius)
  [SLP 1986] karazana voaroy misy tsilotsilony
Explications en français  [SLP 1986] framboise sauvage
  [Boiteau 1997] [Merina] (« Mûron des chats » ; allusion à leur qualité inférieure). Rubus apetalus Poir. (Rosaceae). C'est à tort que Malzac attribue ce nom à R. rosaefolius. Son infusion est donnée aux enfants malades, surtout atteints de rougeole et autres maladies infantiles.
Vocabulaire 
Nom scientifique Rubus apetalus
Synonymes voaroimbazaha ~ voaroimena
Exemples  [Ravelomanana: Lalana] Gaga ny olona norosoana izany varin' i Vakiniadiana, menabe toy ny sakay, nilaofana hena omby mifahan' i Morokay, noritina araka ny fahandro gasy, voarointsaka notazana ny maraina tany anaty alan' Amboanjokely teo atsinanan-tanàna no voankazo tsindrin-tsakafo.

Mis à jour le 2022/06/05