Taorian' izay dia noafahana noho ny fisalasalana avokoa ny ankamaroan' izay voarohirohy ho nanao trafika.[4.27]
2
Heverina ho tsy manan-tsiny ny voampanga sy voarohirohy rehetra mandra-pisian' ny didim- pitsarana raikitra manameloka azy.[1.320]
3
Nahoraka omaly tontolo ary tena naresaka ny akom-baovao momba ireo minisitra telo voalazana fa voarohirohy amin’ny fanodinkodinam-bolam-panjakana tamin’ny fotoana nisahanan’izy ireny ny fahefam-panjakana.[4.11]