Teny iditra voarindra (rindra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Qu’on a bien arrangé, mis d’accord, arrangé en forme de vis ou d’écrou [1.3]
 Harmonisé, organisé [1.13]
Ohatra 
1aloha fa ny harivolana dia teny voalahatra sy voarindra eo amin'ny fiainam-piarahamonina. [2.606]
2Rehefa voarindra, ka hita izay andro hahatsara zavatra, dia natomboka amin' ny Tsara ny avy e. [2.245]
Tovy hevitra rinindra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20