Teny iditra voanjobory (voanjo, vory)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-boanjo manome voa boribory [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Voandzeia subterranea [1.13]
  [Merina] (de voanjo et bory : ronde). Voandzeia subterranea (L.) DC. (Fabaceae). Nom plus précis donné depuis l'introduction de l'arachide. Il vient de ce que ce fruit n'a généralement qu'une seule graine et est donc plus arrondi que l'arachide. [1.196]
Voambolana 
Anarana siantifika Voandzeia subterranea
Ohatra Izao àry, hoy Raketamalala: nisy nanipy voanjobory, hono, teo am-pandriananareo? [2.639]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31