Teny iditra | voana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazana biby tsy manana hazon-damosina [1.13] | ||
[Bezanozano, Tanala] [ voaña ] Renitantely: Ladijin'ny voaña ñy lakam-bohonao (andadizan'ny renitantely ny lamosinao) [1.78] | |||
[Sihanaka] [ voaña ] Bibikely manimba hazon-trano, fanaka, ets. [1.78] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Insecte [1.13] | ||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||
Kamban-teny |
| ||
Mpanahaka | voana fandrava ~ voana mahasoa | ||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |