Teny iditra | 1 voamantorana |
Singan-teny | 2 voa, mantorana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Anaran-kafa iantsoana koa ny voamaintilany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 (de voa : graine ; et mantorana : qui peut faire tomber en syncope ; allusion à la toxicité de ces graines). Abrus precatorius L. (Fabaceae). Nom et identité déjà cités par Malzac. mantorana, au sens figuré, peut signifier : qui provoque une forte émotion. Les graines rouges et noires, très jolies, servent à faire des colliers. [Merina]
[1.196] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry: anana |
Tsipelina hafa | 7 voamahatorana, voamaintorana |
Tovy hevitra | 8 voamaintilany |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/07/16 |