Teny iditra voakolokolo (kolokolo)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dont on a pris soin, soigné [1.3]
Ohatra Ny zana-kazo efa voakolokolo mialoha no tsara volena. [2.117]
Kamban-teny 

Teny iditra voakolokolo (kolokolo)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay Appelé par le mot kolokolo qui sert à appeler les dindons [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11