Entrée voakaly (kaly)
Partie du discours participe passé
Explications en anglais very well done, done with care and skill [Hallanger 1973]
Explications en français bien soigné: Voakaly io hoso-doko io (Cette peinture a été bien soignée) [Abinal 1888 page 305]
 fait avec habileté et diligence, très bien fait, travail soigné [Hallanger 1974]
Synonymes kinaly
Exemples 
1Fa misy ny fomba nilana fikarohana sy voakaly kokoa. [Andraina: Mitaraina, page 219]
2Ny harivolana izany dia azo lazaina fa teny voalahatra manokana sy voakaly mba hanaitra ny sofina sy hampieritreritra ny mpihaino. [Razafiarivony: Harivolana, page 17]

Mis à jour le 2021/03/01