Teny iditra | voahenjana (henjana) | ||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||
Fanazavàna teny frantsay | Raidi, tendu [1.3] | ||
Ohatra | Satria raha marina fa eken' ny sainy ny tsi-firaharahana izay kilema madinika azo hodiana tsy fantatia, dia laviny marimarina kosa ny hanandratra ny fandeferana, izay tsy inona fa zana-tsipika voahenjana ka miandry ny fotoana hiketrahany.
[2.5] | ||
Haiendriteny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |