Teny iditra voahangy raraka
Singan-teny voahangy ; raraka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo olona maro miasa eny an-tsaha amim-pifaliana amin' ny fotoana fanetsana ny varialoha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20