Teny iditra voageja (geja)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy Tsy afa-mihetsika, tsy afa-mikofoka fa voatazona mafy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Same as voagehy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Serré, étreint, contraint [1.3, 1.13]
 Retenu [1.3]
 Serré, étreint, contraint [1.13]
Ohatra 
1Voageja manodidina aho sady tery. [2.643]
2Voahosy tsy afa-miarina, ary voageja tsy afa-mikofoka. [2.296]
Tovy hevitra gineja

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16