Teny iditra |
voafandraka
(fandraka)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny anglisy | Cut by a chisel, morticed [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Où l'on a fait des mortaises, entaillé, taillé, ciselé Réduit au silence: Voafandraka ilay nanohitra azy (Celui qui le contredisait a été réduit au silence) Mené à bonne fin: Voafandraka ny raharahako (Mon affaire a été menée à bonne fin) [1.3]
|
Ohatra |
1 | ary rehefa voafandraka nasian-tsary ny vato fisaka, dia nataony teo amin' ny rindrin-trano ambany
[1.38]
|
2 | Efa nahazo fandraka tamin' ny mpivarotra izy, ka nahavita trano voafandraka an-taolan-kazo sy ana-pify voalohany.
[1.436]
|
|
Tovy hevitra | |
|