Teny iditra | voadingana (dingana) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Stepped over [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Franchi, sauté, omis [1.3] | |
Ohatra | Porofon' izany, tsy misy taona iray voadingana ka tsy nipoahan-draharaha goavana iray na maro mahamenatra, ary nahavoarohirohy ny mpitondra any amin' ny fara tampony.
[4.27] | |
Tovy hevitra | diningana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |