Teny iditra | voadidy (didy) | ||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||
Fanazavàna teny anglisy | Cut, commanded [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Coupé, découpé, commandé, ordonné, à qui on a commandé, dont on a disposé [1.3] | ||
Imposé; tranché [1.13] | |||
Ohatra | kilalao fanaovan'ny ankizy taloha kindriandriana, izay vita tamin'ny sombim-pitaratra voadidy sy voapaika kanto tsara.
[2.313] | ||
Tovy hevitra | dinidy | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/26 |