Teny iditra | voaboraka (boraka) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on a défait, déballé, manifesté [1.3] | |
Ohatra | Rehefa voaboraka antsipiriany io anton' ny raharaha atao io, dia manome lalana ny Mpamaly Kabary ny Mpamaky kabary: ohabolana no ampiasainy eo, dia miala izy.
[2.245] | |
Tovy hevitra | bonoraka | |
Fivaditsoratra | voaboraka, voarobaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |