Teny iditra | voabaiko (baiko) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny anglisy | Commanded [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | à qui ou a parlé ou fait un commandement en langage étranger ou par signes [1.3] | |
Ohatra | Fa nony efa zajatra aho dia hitako fa hay tsy nisy sahy tena namely ahy mafy ry zalahy ireo fa efa voabaiko hampianatra ahy fotsiny.
[2.643] | |
Tovy hevitra | binaiko | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |