Teny iditra voaantso > voantso (antso)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.10]
Fanazavàna teny anglisy Called, summoned. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Appelé, proclamé, invoqué [1.3]
Ohatra 
1Voantso fanindroany tokoa aho tamin' ny taona manaraka [2.643]
2Jereo ange, ry rahalahy, izato hianareo voaantso e [2.996]
Tsipelina hafa