Teny iditra | vinonjy (vonjy) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voavonjy, novonjena, navotana: Olona novinonjiny tamin' ny loza ianao ka tokony hahay hankasitraka [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Secouru, assisté, sauvé, où l'on s'est rendu [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voavonjy | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20 |