Entrée vilina
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Zaitra fanao amin' ny sisin-damba ka ny lohany iny ihany no aforitra, na amin' ny fanakambanan-damba ka ny lohany roa ihany koa no zairina: Hataonao vilina sa hataonao milina ny moron-tongotry ny akanjonao?
Explications en français  [Abinal 1888] ourlet
  [SLP 1986] point de rabattement
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée vilina
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] [Merina] (sens général : ourlé, qui ne s'effiloche pas). Ce serait aussi le nom d'un arbuste, d'après Dandouau.
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31