Teny iditra |
vikavika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fanjairana hanamarihana izay tena hozairina na hitanana azy fotsiny vonjimaika; zojòtra: Ataovy vikavika fotsiny aloha fa izaho no hanjaitra azy amin' ny milina [1.1]
|
| Zaitra mahalana alohan'ny tena izy [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Large stitches, tacking or basting stitches [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de faufiler; gros points de couture [1.8]
|
| Faufil, point de bâti [1.13]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Mpanahaka |
tsetseky dify |
|