Entrée vibrio
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. vibrion] Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika faingo amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny kolerà [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: vibrion.

Mis à jour le 2020/07/31