Teny iditra viave
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Vehivavy: Viave tono angoake tsy loja-mitodike (mora may ny angoaka ka tsy mahazo mitoditokia raha mitono azy; dia toy izany koa ny vehivavy tsy manaja vady) [1.78]
Tovy hevitra viavy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31