Teny iditra vezivezy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandehanana etsy sy eroa; fiasana dia; firenirenena, firioriovana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Wandering, rambling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action d'errer [1.8]
Sampanteny 
Tovy hevitra renireny ~ riorio

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/02