Teny iditra | vera | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana fisotroan-drano vita amin' ny tamaboha tantera-pahazavana [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A glass tumbler [1.2] | ||||
A drinking glass [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Verre à boire [1.8] | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ny fihaviany | Frantsay: verre. | ||||
Fivaditsoratra | rave, reva, vare, vera |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |