Teny iditra veloma mifoha
Singan-teny veloma ; mifoha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny ifanaovana rehefa hisaraka fa samy handeha hatory, mitovy amin' ny hoe: "tafandria mandry" [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01