Teny iditra | vazina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feno vovoka, maloto, komavoka, be fotaka:
Vazina aoka izany Ikoto niarina avy tao anaty fotaka Vasoka, vasobasoka, matromatroka toa maloto Tsy misy hajany, revo amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Poudreux, boueux, sale Figuré: déshonoré, qui s’adonne entièrement à quelque chose sans s’occuper de son honneur [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vazina io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |