Teny iditra | vazimba | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Fasana efa ela tsy fanta-tompo [1.78] | |||
Teny iditra | vazimba | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | Vazimba | |||
Sokajin-teny | anaram-poko | |||
Fanazavàna teny malagasy | Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana [1.1] | |||
Voambolana | Tantara: firenena | |||
Teny nalaina | Soratra misy io teny Vazimba io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |