Teny iditra vatan-tainy
Singan-teny vatana ; tay
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny fanambaniana ilazana ny miaramila tsy manana grady, ny vata-miaramila [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (terme de mépris) la réalité, pur-sang [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/10