Teny iditra vatam-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vata
Ohatra Na izany aza anefa, hisy tantarany ihany iny vatam-paty iny [2.472]

Teny iditra vatam-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vatana
Ohatra Zerany ny famaky indray mandeha ny vatam-boandelaka ka mitriatra mora foana [2.332]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/06