Teny iditra | varombo | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ilay faritra hoboka aty idiran' ny zarany amin' ny angady [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A socket [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Douille, partie de la bêche, de la lance, dans laquelle entre le manche [1.3] | ||
Douille, socle [1.8] | |||
Voambolana | Mekanika | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny varombo io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |