Teny iditra variteloventy
Singan-teny vary ; telo ; venty
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Ny variteloventy no fanao rakitra. [2.649]
2Loso no vakim-bola lehibe indrindra, ary variteloventy no kely indrindra. [1.437]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24