|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  varanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazakazaka, fandehanana haingana dia haingana: Manao varanga (jereo rarangy) [1.1]

Teny iditra (2/2) 4  varanga
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Hena masaka, alona ao anaty menaka mba haharetany sy hahatsara tairo azy. [1.1]
Voambolana  7  Toe-karena: hanina
Tsipelina hafa  8 varangan-kena
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how varanga

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04