Teny iditra vaomiera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivorian' olona vitsivitsy notinendry mba handinika zavatra kasaina hatao na hanara-maso ny fanatanterahan-javatra notinapaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Commission [1.13]
Ohatra 
1Vaomieran'ny Toekarena [2.606]
2Ny Vaomieram-pirenena no manendry ny filohany [4.27]
3Manana zo amin' ny toeran' ny filoha lefitra iray ny mpanohitra ary mitarika ny iray amin' ireo vaomiera farafahakeliny [1.320]
Haiendriteny 
Tsotra : vaomiera, voamieran', vaomieram-
Tovy hevitra komisiona
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31