Teny iditra vanofotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Héron blanc. Ardea alba, L. [1.3]
 La grande aigrette (Casmerodius albus) [4.22]
Anarana siantifika Ardea alba, Casmerodius albus
Ohatra Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]
Voambolana 
Tovy hevitra langaraka ~ langorofotsy
Singan-teny vano ; fotsy

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24