Teny iditra valopy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Taratasy naforitra efatra ary midity ka aiditra ao anatiny ny taratasy alefa ho an' olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An envelope [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Enveloppe [1.8, 1.13]
Ohatra Valopy manga miforiporitra sy malotom-bovoka no natolony ahy tamin' izany. [2.472]
Ny fihaviany Frantsay: enveloppe.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31