Teny iditra valamena (vala, mena)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fefy na rova manodidina ny faritra misy ny mpitsara
Ny Fitsarana [1.1]
Ohatra 
1Dia niakatra tao an-tanàna Ibonia ka niditra ny valamena. [2.69]
2Rehefa tonga ny fotoana hampandroana an' Andriamisara Efa-dahy, dia mivoaka ny Ranitra Ampanjaka, Mpanolo-tsaina ny Mpanjaka sady Mpisorona, mitondra antsy, mamono ireo omby efa voafatotra hovonoina ao amin' ny kianja manodidina ny Zombabe, ny valamena. [2.508]
Kamban-teny 

Teny iditra valamena (vala, mena)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara, Tanosy] (En Imerina, on appelait valamena une sorte de barrière qui séparait les juges du public ; mena faisait allusion à la noblesse du juge, représentant de la reine, non à la couleur ; c'est peut être l'origine de ce nom ?). Linum betsiliense Baker (Linaceae). Le lin du Betsileo, plante à jolies fleurs jaunes, peut donner une fibre textile ; textile noble, le rouge étant symbole de noblesse. [1.196]
Anarana siantifika Linum betsiliense
Voambolana 

Teny iditra valamena (vala, mena)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tandroy] (de vala et mena : rouge ; de la couleur du bois). Dombeya lecomtei subsp. trichostyla Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 5292. [1.196]
Anarana siantifika Dombeya lecomtei subsp. trichostyla
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31