Teny iditra vala hasaka
Singan-teny vala ; hasaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Tany ametrahan' omby mba hahamasaka na hahalona ny tany [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15