Teny iditra vailanina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Twisted, warped [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tordu [1.3, 1.8]
 Qui dévie de la ligne droite [1.3]
Ohatra Fa tsy heverina loatra ny hoe hifanara-tsaina sa hisara-kevitra, mitovy fianarana sa vailanina, fifankatiavan' ny fo sa filan' ny nofo? [2.285]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31