Teny iditra (1/4) | 1 vahy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 3 fifangaroana [Taisaka] [1.78] |
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny vahy io |
Teny iditra (2/4) | 6 vahy |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Voambolana |
8 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny malagasy | 9 Zavamaniry mandady amin' ny hazo: Misy dimy amby roapolo karazana ny vahy eto Madagasikara [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 10 a vine, a creeping plant [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 11 liane [1.3, 1.8]12 plantes grimpantes et rampantes [1.3]13 plante rampante ou grimpante [1.8]14 Nom générique des lianes, des espèces végétales à tiges lianoïdes : grimpantes ou flexueuses. On appelle surtout vahy, les lianes ligneuses ; les lianes herbaceae sont plutôt appelées ladina ou ladim-bahy, pour celles qui se lignifient à la base. On nomme vahi-lena les lianes bien vivantes et par conséquent solides, alors qu'on appelle vahi-maina les lianes mortes et cassantes ; qu'on ne doit pas saisir quand on grimpe aux arbres. Un proverbe malgache dit : Tsy mifikitra amim-bahy maina : ne pas s'appuyer sur une liane morte ; au sens figuré, ne pas faire confiance à un individu douteux : faire preuve de prudence dans le choix de ses collaborateurs. Le mot vahy entre dans de très nombreux dérivés. Voir de vahea à vahizohy. Il comporte en effet de nombreuses variantes régionales : vahea, vahe, vahia, etc. [1.196] |
Ohatra |
15 Fehiloha lavabe ka ohatra ny vahy mitsotra lava dia lava. [2.643] 16 Ary nony ela no teo, dia tapaka ny vahy, ka niantonta tamin' ny tany izy, ary tapakatery ny feny. [2.69] |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (3/4) | 30 vahy |
Sokajin-teny | 31 anarana |
Voambolana |
32 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay | 33 Nom plus particulièrement donné à Alafia pauciflora Radlk. (Apocynaceae). Parce qu'on apprécie la solidité de ses tiges pour faire des liens (relevé par Boiteau à Antsalova, 1968). [Sakalava] [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/4) | 35 vahy |
Sokajin-teny | 36 anarana |
Voambolana |
37 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay | 38 Mis pour vaHIta. Xyloolaena richardii Baill. (Sarcolaenaceae). C'est un petit arbre et non une liane. [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 40 havy, vahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |