Teny iditra | vahany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Fakany [1.78] | |
[Tanosy] Fankan-javamaniry [1.78] | ||
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Tovy hevitra | vahatry | |
Teny iditra | vahany (vaha) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana vahana sy mpisolo | |
Teny iditra | vahany (vaha, vahana) | |
Sokajin-teny | anarana vaha sy vahana sy mpisolo | |
Fivaditsoratra | havina, vahany, vaniha, vihana, vinaha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |