Teny iditra tsy mivilivily (tsy, vilivily)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: manitsy
Ohatra " Ary raha mbola manatona ihany ny mpandatsaka aina, dia hivadi-dela sady somary loky, toy ny haneso anao fa fantany tsara izay kasaina hatao aminy, na hanondro amin' ny namany ny filefany tsy mivilivily: [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31