Teny iditra tsy mitsitsy (tsy, tsitsy)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mandany
Ohatra 
1mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. [2.472]
2Efa taona maromaro tokoa izay, dia tsy mitsitsy harena ny mpilatsaka hofidina, hany ka lasa resa-bola tsikelikely ny fampielezan-kevitra. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31