Teny iditra tsy midi-drova
Singan-teny tsy ; miditra ; rova
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo zavatra na olona norarana tsy hididrova; maro tokoa ireo toy ny zava-maranitra (fiadiana) ny olo-meloka, ny hena ratsy, ny toaka sy ny rongony tamin' ny andron' Andrianampoinimerina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02