Teny iditra tsy maro (tsy, maro)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: vitsy
Ohatra Nisy ihany moa, na tsy maro aza, ny Vazaha nandray anjara tamin' ny ady teto Madagasikara, indrindra fany teknisiana. [2.472]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31