Teny iditra tsy maninon-tsy maninona
Singan-teny tsy ; maninona
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Nothing at all, all right [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Cela ne fait rien, il se porte bien [1.3, 1.5]
Ohatra 
1ka nony nisava ny setroka, dia indro teo ihany izy : tsy maty, tsy naratra, fa velona tsy naninon-tsy naninona. [2.69]
2Aza matahotra foana, fa tsy haninon-tsy haninona hianareo [2.69]
3Raha izy no mahandro patsa, tsy maninon-tsy maninona, fa raha izahay no mitono toho, dia ovany ho mandany laoka. [2.558]
4Na inona na inona atao izany dia ahazoan-tsiny, kanefa raha tsy manao na inona na inona dia azo lazaina amin' ny fiteny ankehitriny hoe "tsy haninon-tsy haninona" [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tsy maninon-tsy maninona
Ny lasa : tsy naninon-tsy naninona
Ny hoavy : tsy haninon-tsy haninona

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17